Radio Fandrosoana FM3A

Écoutez, comprenez, répondez.

Teboka 6 fanomanana faran'ny taona 2026

OrganisationMarchéLeadership/ManagementVolaPTBA

Misy resaka mpikambana, toetsaina sy fikambanana, fanofanana, frais sy fandaniana, CGL, tsena, POMA, entreprenariat, fanomanana PTBA, vitrine sy modely avy @ tech loc, fihaonana Octobra 2026

⬇️ 14 ▶️ 9 Lien externe

Hafatra fohy mahakasika ny tatitra ara-bola, liquidation, ED avy @ Assist-ADMINFI

OrganisationVola

Hafatra mahakasika ny liquidation, ED

⬇️ 8 ▶️ 12 Lien externe

Fandrindrana ara-bola eo @ FM3A

OrganisationVolaPTBA

Fandaminana sy fandrindrana mahakasika ny resaka vola, PTBA. Urgence ...

⬇️ 4 ▶️ 8 Lien externe

Fandaminana mahakasika ny base

Base FM3A

Andrenesanao ny mombamomba ny base FM3A, ny antony fisiany, ny fomba fitantanana azy, ny lafiny ara-bola ...

⬇️ 4 ▶️ 5 Lien externe

Fanarahamaso sy ny vola, ny fitaovana ary ny fotodrafitrasa

Suivi-évaluationVolaPTBAFotodrafitrasa, fitaovanaBase FM3A

Fanazavana sy famporisihana ny fanarahamaso momba ny vola/PTBA, ny fitaovana sy ny fododrafitrasa

⬇️ 40 ▶️ 13 Lien externe

Fanarahamaso ny famokarana ho an'ny tsena (POM)

Suivi-évaluationMarché

Ahoana no fomba fanarahamaso ny vokatra ao @ tsena sy ny fanarahamaso ny tsena.

⬇️ 12 ▶️ 13 Lien externe

Fanarahamaso ny tombotsoa azon'ny mpikambana

OrganisationSuivi-évaluationSocio-organisationVolaPTBA

Inona no atao rehefa misy ny tohana alefa ho an'ny fikambanana ? Ahoana no fomba fanarahamaso ny fizarana ny tohana?

⬇️ 12 ▶️ 8 Lien externe

Fanarahamaso ny fiainan'ny Fikambanana

Suivi-évaluationSocio-organisation

Mety tsy dia milamina ny fanarahamaso ny fikambanana. Inona avy ary no tokony ho atao eo @ fanarahamaso ny fiainan'ny fikambanana.

⬇️ 8 ▶️ 9 Lien externe

Fandraisana andraikitra ao anatin'ny FM3A

OrganisationLeadership/Management

Ahoana ny fandraisana andraikitra eo amin'ny FM3A.

⬇️ 20 ▶️ 11 Lien externe

Ny andraikitry ny teknisiana (Tech Loc) ?

OrganisationSuivi-évaluationMarché

Inona avy ireo andraikitry teknisiana (Tech Loc)?

⬇️ 23 ▶️ 13 Lien externe

Asa aman'andraikitry ny mambra FM3A

OrganisationLeadership/Management

Ahoana no fitsinjarana ny adidy aman'andraikitry ny tsirairay ao @ fikambanana FM3A: ny mambra, ny mpitarika, ny fikambanana, ny teknisiana ...

⬇️ 19 ▶️ 8 Lien externe

Isan'ny mambra any anaty fikambanana

Organisation

Tokony ho firy ny isan'ny mpikambana anaty fikambanana FM3A? Inona no amporisihina, inona no ialàna eo amin'ny fomba fitananana ny fikambanana?

⬇️ 16 ▶️ 9 Lien externe

Paikady hivoarana mankany @ Fiarahamonina FM3A

Organisation

Inona no atao, paikady ahatongavana @ zany Fiarahamonina maintso manana amby ampy izany?

⬇️ 16 ▶️ 9 Lien externe

Fanazavana momba ny FM3A

Organisation

Inona no atao hoe FIARAHAMONINA? Inona no tsy itovizany @ fikambanana? Inona no tena tanjon'ny FM3A? Ahoana moa ilay hoe FIARAHAMONINA Maintso manana Amby Ampy sy Afaka?

⬇️ 29 ▶️ 10 Lien externe

Fanamafisana sy fanarahana ny fikambanana

Ahitana ny torohevitra fanamafisana sy fanarahana ny fikambanana ity oronam-peo ity.

⬇️ 37 ▶️ 9
▶ Écouter en ligne